We’ve updated our Terms of Use to reflect our new entity name and address. You can review the changes here.
We’ve updated our Terms of Use. You can review the changes here.

Ela Izay

from AKORY BY RAZIA by RAZIA SAID

/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    Purchasable with gift card

      $1 USD  or more

     

  • Compact Disc (CD) + Digital Album

    Beautiful 6 panel packaging with original artwork

    Includes unlimited streaming of AKORY BY RAZIA via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    ships out within 2 days
    Purchasable with gift card

      $13 USD or more 

     

about

About time and space, the appreciation of memorable moments which will never come back.

lyrics

Ny antsika tsy ho mandrakizay e
Fa ts’isy izay mba nampiray
Nofy no mba hany hafaliana
Nefa mino izay ho fanampiana

Ela izay
Ilay fitia no efa nitahy
Toa rivotra nitsoka
Mamelona ny fanahy
Izay niainantsika
Toa lasa indray mipika
Tsy naharitra ela tao am-po

Guitar

Eo akaikinao
Lasa vetsovetso
Maheno feon’ny onjan-dranomasina
Toa sambatra aho
Feno hazavàna, ka tsy hatahotra
Na fantatro tsy haharitra ela ao am-po

Fitsiokan’ny rivotra ao an-doha ao
Io rano manonja moramora
Toa tsy misy ny lasa sy ny ho avy
Fa aleo ho eo izay ho eo

Ela izay
Ilay fitia no nampiray
Toa tsy misy ankoatra izany
Mamelombelona ny fanhahy
Izay niainantsika
Toa lasa indray mipika
Tsy maharitra ela tao am-po

Accordion

Toa taratra masoandro
Nomenao lanja ny fisiako
Hifanojo eo ho any an-trano
Izay hampifandray
Tsy hita izy e
Fa tsy eo amin’ny toerany
Aiza no misy anao
Ho hadino fa very tsy hita
Anefa manantena
Indray andro hifanena
Tsy haharitra ela ao am-po

credits

from AKORY BY RAZIA, released February 6, 2015
MUSIC: RAZIA SAID
LYRICS:RAZIA SAID/JAMIE AMBLER


DRUMS:HARVEY WIRHT
BASS:MICHAEL OLATUJA
GUITAR: CHARLES KELY
ACCORDEON:REGIS GIZAVO
PERCUSSIONS:SAMUEL TORRES

license

all rights reserved

tags

about

RAZIA New York, New York

contact / help

Contact RAZIA

Streaming and
Download help

Shipping and returns

Report this track or account

If you like RAZIA, you may also like: