Amaray

from by RAZIA SAID

/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.

      $1 USD  or more

     

  • Compact Disc (CD) + Digital Album

    Beautiful 6 panel packaging with original artwork

    Includes unlimited streaming of AKORY BY RAZIA via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    ships out within 2 days

      $13 USD or more 

     

about

We ‘ve been promised that tomorrow is the time when everything will improve.
But it seems like tomorrow will never come, we want it today.

lyrics

aza miandry lava ny ampitso
aza miandry lava
senton'ny fahatoniana

vao nihiratra ny andro
naposaka ilay ho avy
ka afahako milaza
ny tanindrazako mijoro
aleo hakako saina aloha
ireo manodidina ahy
ahatsapako amin’ny alahelo
fa tsy miova

amaray
nambarany
amaray
tsy hinoako
amaray
fiainam-baovao
amaray
androany

ny foko manantena
sy ireo herin-tsaina
nofy sy hafanampo
fanantenana poakaty

ireo mitondra ny firenena
tsy mahay ny hirifiry
ireo lainga andavan'andro
tsy mampisento intsony

amaray
nambarany
amaray
tsy hinoako
amaray
fiainam-baovao
amaray

tiako fafana ireo rà nalatsaka, aok’izay
omeo toky ireo tsy manantsiny omeo azy

senton' ny fahatoniana
un souffle pour demain
senton' ny ampitso
un petit air de rien
senton'ny fahatoniana
un souffle pour demain
senton' ny ampitso
he e he e e he e e


samy manana ny anjarany
ampamiratra ny hoaviny
aza mijery maina akory
fa tonga ilay fotoana

amaray
nambarany
amaray
tsy hinoako
amaray
fiainam-baovao
amaray
androany

lazainy hoe rahampitso
lazainy hoe rahampitso
firenena hafaka, hoderaina amin’ny hira sy dihy
he ye ye he he

senton'ny fahatoniana

credits

from AKORY BY RAZIA, released February 6, 2015
MUSIC: RAZIA SAID/JAMIE AMBLER
LYRICS:RAZIA SAID/ ALEXANDRE MULLER


DRUMS: DO
GUITAR: CHARLES KELY
BASS: JOHNNY BASS
MAROVANY: DANIEL RAMAROSON
PERCUSSIONS: PETI/SAMUEL TORRES

tags

license

all rights reserved

about

RAZIA New York, New York

contact / help

Contact RAZIA

Streaming and
Download help

Shipping and returns