We’ve updated our Terms of Use to reflect our new entity name and address. You can review the changes here.
We’ve updated our Terms of Use. You can review the changes here.

AKORY BY RAZIA

by RAZIA SAID

/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    Purchasable with gift card

      $13 USD  or more

     

  • Compact Disc (CD) + Digital Album

    Beautiful 6 panel packaging with original artwork

    Includes unlimited streaming of AKORY BY RAZIA via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    ships out within 2 days
    Purchasable with gift card

      $13 USD or more 

     

1.
He hehehe Tsinjovy ny taranaka afara x2 Amin’izay ny taninay, tsy misy nampijaly antegna Natoky tena Henany izao, henany izao, tsy tody Fa gny vatako latsaky agnaty fotaky Fa nagnino marina e? Inona, Inona nahavy an’izao Inona, ahia ny ala he, ahia ny ala he e e Tsinjovy ny taranaka afara x2 Tomagny aho, tomagny raiko avao Toy gny vatako linanjanareo Andeso amintagna feno vovon-tany e Nagnino aho? Nagnino henany zao Fa misy amin'ny tany toy Oh zanadahy nareo ahia Ahia tany niavia Tany naniria Hia gny hamonjy gny zavaboary Hatoky hamonjy ny tany toy ye ye ye Hehehehe x2 Tsinjovy ny taranaka afara x2 Agnabo igny e, agnabo igny eigne andeso izaho agnabo igny Fa nagnino henay izao, inona raha teanao hatao Ireo manankanagna avao, ro mbo mila tsy tanjaky Hampahantra antsika iaby, tsy ankanavaky e Izaho handeha halavitsy agny Hiala eto antany Tany toy miharity Tany legny tsisy mba miasa loha Mahay Mahay he he he he
2.
Zanako 03:36
Zanako o zanako Zanako o zanako Akory e gny hasambatra anao Akory e hatafita ireo zanako jiaby Ato foagna izaho/ravoravo mandigny anao Fampanatenagna amin'ny faha roapolo taognanao Ianao ny masoandro hitaratra ny andro iainako Mipetraka agnaty gny fitiavana ao ampoko Ka raha tamin’ny andro ny fahagola (Gny )masontsika roa nifanojo mivolan-draha Ianao no masoandro hitaratra ny andro iainako Mipetraka agnaty gny fitiavana ao ampoko Zanako o zanako Zanako o zanako Akory e gny hasambatra anao Akory e zanako tiako Eto foagna izao agnilanao Vonogna hagnampy amin'ny raha jiaby ataonao ao Akory e akory e zanako tiako Zanako ho zanako Zanako ho zanako Akory e gny hasambatra anao Akory e hatafita reo zanako jiaby Notantanako amin'izay tany andehanako Na aiza ho aiza No misy anao izay Akory akory zanako tiako Izao tontolo izao magnambara avy agnatin'ny fony Zanako o o o ngoma Ngny olona maro mitady hanadigno ny zaigny Fa ny zanaka no hasambatra tsy misy ny ambony Zanako ho zanako Zanako ho zanako Akory e gny hasambatra anao Akory e zanako tiako Eto foagna izao agnilanao Vonogna hagnampy amin'ny raha jiaby ataonao ao Akory e akory e zanako tiako Tsy ho adigno ny zanako Tsy ho adino ny zanako e Tsy ho adigno ny zanako Tsy ho adino ny zanako e Tsy ho adigno ny zanako Tsy ho adino ny zanako e ye ye ye ye Tsy ho adigno ny zanako Tsy ho adino ny zanako e
3.
Baraingo 03:34
Tsika mitaray , Fa lany raha iaby teto Nefa tsy olo hafa No nahavy anizay e Haiko fa tsy mora ny fiainagna eto antany Anjarantsika iaby ro mandinika izany Andeha ho ary Sa ho agnaty Tsy haiko ny hombako Hagny aloha Sa hipoly hafara Tsisy mirakeraha baba Hamindra havia Sa ho hankavana Mivezivezy be gny saiko Miloko fotsy Bakeo koa mainty Tsy maintsy farita soa mazava Magnantena olo jiaby Fa efa lasa gny ratsy e e e e , an an Taona maro nifandimby Tsy nisy mba niova hatramin'izao Andeha ho ary Sa ho agnaty Tsy haiko ny hombako Hagny aloha Sa hipoly hafara Tsisy mirakeraha baba an an an Hamindra havia Sa ho hankavana Mivezivezy be gny saiko Miloko fotsy Bakeo koa mainty Tsy maintsy farita soa mazava Ela loatsy izay Vao tonga say jiaby gny olo Ndreo fa niavy iaby lahy Ireo fijalea mahazo anay Fijalean’olo maro Tsy tantiko mandiniky azy e Andeha ho ary Sa ho agnaty Tsy haiko ny hombako…aie aie ombako Hagny aloha Sa hipoly hafara Tsisy mirakeraha baba…aie aie baba o o o Hamindra havia Sa ho hankavana Mivezivezy be gny saiko….. mivezivezy be gny saiko Miloko fotsy Bakeo koa mainty Tsy maintsy farita soa mazava Akory, akory atao Maro loatsy- ireo tia tena -tsy mba mahay mizara Akory, akory mahita mazavy Eto foana tsika miaritra ny mamy sy ny mangidy Mahaiza mifidy
4.
Ela Izay 03:50
Ny antsika tsy ho mandrakizay e Fa ts’isy izay mba nampiray Nofy no mba hany hafaliana Nefa mino izay ho fanampiana Ela izay Ilay fitia no efa nitahy Toa rivotra nitsoka Mamelona ny fanahy Izay niainantsika Toa lasa indray mipika Tsy naharitra ela tao am-po Guitar Eo akaikinao Lasa vetsovetso Maheno feon’ny onjan-dranomasina Toa sambatra aho Feno hazavàna, ka tsy hatahotra Na fantatro tsy haharitra ela ao am-po Fitsiokan’ny rivotra ao an-doha ao Io rano manonja moramora Toa tsy misy ny lasa sy ny ho avy Fa aleo ho eo izay ho eo Ela izay Ilay fitia no nampiray Toa tsy misy ankoatra izany Mamelombelona ny fanhahy Izay niainantsika Toa lasa indray mipika Tsy maharitra ela tao am-po Accordion Toa taratra masoandro Nomenao lanja ny fisiako Hifanojo eo ho any an-trano Izay hampifandray Tsy hita izy e Fa tsy eo amin’ny toerany Aiza no misy anao Ho hadino fa very tsy hita Anefa manantena Indray andro hifanena Tsy haharitra ela ao am-po
5.
Amaray 03:34
aza miandry lava ny ampitso aza miandry lava senton'ny fahatoniana vao nihiratra ny andro naposaka ilay ho avy ka afahako milaza ny tanindrazako mijoro aleo hakako saina aloha ireo manodidina ahy ahatsapako amin’ny alahelo fa tsy miova amaray nambarany amaray tsy hinoako amaray fiainam-baovao amaray androany ny foko manantena sy ireo herin-tsaina nofy sy hafanampo fanantenana poakaty ireo mitondra ny firenena tsy mahay ny hirifiry ireo lainga andavan'andro tsy mampisento intsony amaray nambarany amaray tsy hinoako amaray fiainam-baovao amaray tiako fafana ireo rà nalatsaka, aok’izay omeo toky ireo tsy manantsiny omeo azy senton' ny fahatoniana un souffle pour demain senton' ny ampitso un petit air de rien senton'ny fahatoniana un souffle pour demain senton' ny ampitso he e he e e he e e samy manana ny anjarany ampamiratra ny hoaviny aza mijery maina akory fa tonga ilay fotoana amaray nambarany amaray tsy hinoako amaray fiainam-baovao amaray androany lazainy hoe rahampitso lazainy hoe rahampitso firenena hafaka, hoderaina amin’ny hira sy dihy he ye ye he he senton'ny fahatoniana
6.
Kajio 03:35
Tinetike mandrary sira koahy n’alaeny Ny olombelo aniko ahy ro nijaly Ka tsy haiko rala e ny afara ny tany touie Dra ny vokatre iaby an’lahy fa tsy ampe Kajio nareo aniko ahy Tontolo ianana io sy ny ala Kajio nareo aniko ahy Tontolo ianana io sy ny ala Fa nanambara aniko ahy ty fanjakana Tsy azo atao lireo ny manapaka ala Ny mandoro tanety anako aly tsy mete Ny manao tavy an’akoahy mikaike mosare Kajio nareo aniko ahy Tontolo ianana io sy ny ala Kajio nareo aniko ahy Tontolo ianana io sy ny ala Fa nanambara aniko ahy ty fanjakana Tsy azo atao lahie ny manapaka legne nao lie Ny mandoro tanety an’ako aly tsy mete Ny manao tavy maharary mikaike mosare Kajio nareo aniko ahy Tontolo ianana io sy ny ala Izahay nivola izahay safa- izahay ny tsara Izahay nivola izahay safa-rondria Mijaly mijaly Ino avao ty aza atao raha mijaly Voundze outany touie
7.
Nifankahita 04:10
Hitako iha nandalo igne Le falifaly avao lahy gny foko Namomboky eo le iha avao ro volagny e Ka tamin’io voho haiko izay gny tena marina Hovanao ko lahy gny fiaignako Hainao soa gny teako hambara Tsy fisa fa to izay ro teako Antratranao eo Ka tsisy hanahira ahy izao Izao henany zao hitsionjaky azy Faly loatsy fa nifankahita Tsy misy hafa koa ambalika agny Raha nomenao ahy aby regny Magnome toky Tsy maintsy misaotra Anjanahary Fa gny fitiavana baka aminy agny Ka avorio iaby gnolo maro Andro fety ny andro androany Hahatseriky toy androany ooohhh Ale baba nine le vale Alefa, alefa Miboaha amin’ny mazava Olo maro mba mitsangagna Engao agny ngy fijalea Andao hihisa soa tsy ho tara Fankahita ahia ahia vale Mifankahita antsika androany Tsy mila olo mialy Tsika olo nifankatea Tsy hivola fa hilamy e Tsy maintsy misaotra Anjanahary Fa gny fitiavana baka aminy agny Ka avorio iaby gnolo maro Andro fety andro androany Hahatseriky toy androany He he vale
8.
Papillon 03:34
Entre les proses de Verlaine Et les poêmes de Rimbault Nos vies se sont croisées Quand un matin de silence Tu as décidé De faire face Comment pourrais-je autrement te dire que tu vas me manquer Je garde ta place Je ne sais pas si un jour je te le pardonnerai Je suivrai ta trace. Et le magnolia bourgeonne Et le printemps fredonne Un air qui me donne Une telle envie de vivre Hey hey les souvenirs s’enlacent C’est le bonheur qui passe Des couleurs, des menaces Que je n’ai pu saisir On ne s’était rien promis On s’était tout donné Une confiance Séparés par des océans Nos rêvent ricochaient A la même cadence Et le magnolia bourgeonne Et le printemps fredonne Un air qui me donne Des ailes pour m’envoler papillons papillons papillons papillons Et tous ces papillons Et tous ces papillons Et pour ces papillons je t’ai suivi tous les mercredis Et tous ces papillons Et tous ces papillons Et pour ces papillons on traversait tous les paradis Et tous ces papillons et tous ces papillons et tous ces papillons Chaque fois que je les vois, je pense à lui Et à tous ces papillons à tous ces papillons Et tous ces papillons et tous ces papillons Et pour ces papillons et tous ces papillons Il est sûrement passé, par ici avec tous ces papillons avec ces papillons Et je criais! Et je chantais! Prêt à nous envoler, on a bien rigolé!
9.
Gny Lalagna 04:33
Ahia nareo havako aby Ahia nareo havako aby Volagno amin'azy ao Mazava gny lalagna Ny lalagna hombanao Miova fisaigna Manomboka ny amin'izao Miova fijery Nama You know the way. You know my heart This is the time The time to start. Let’s change our way. And change our mind. There is a way. Amin'izao, ovay ny fisaignanao Diniho gny ho avy e Izay mety mba hahasoa Matokia aza kivy, ataovy izay ao amponao Agnatinao ao Henoy gny fonao Agnilanao ao Your mind is closed Your heart confused. A face of sorrow. A life abused Think of tomorrow Let’s live today. Cause there is a way. Once in our past. We laid down tracks. We knew the way. But we strayed away. Time to react. Time to attract. Lost like a stray I found the way. One day we’ll say that we saw the way. we made the way. Cause there is a way. Volagno amy Nazy ao You know the way. Look deep inside you. Just find your way. Once in our past. We laid down tracks. We knew the way. But we strayed away. Time to react. Time to attract. Lost like a stray I found the way. One day we’ll say that we saw the way. we made the way. Cause there is a way. Eh dady, io gny lalagna Eh mama, io gny lalagna Fiaignantsika jiaby, io gny lalagna Agnaty fonao ao, io gny lalagna Eh dady, io gny lalagna Eh mama, io gny lalagna Fiaignantsika jiaby, io gny lalagna Agnaty fonao ao, io gny lalagna
10.
AKORY TSIKABY Fa mbola hamiratra ny hazavan’ny andro Hanatanteraka ny nofintsika Hagnazava ambonin’ity kibany vy Hihoatra ireo kakazo folaka Handresy ireo zavogno mampatahotro Akory atao andrignesan-draha Havadio ny ranomaso ho lasa onjan’ny fandrosoana Loharano maharavoravo Mitraka ho aminy ho avy Akory atao hagnaparitaka ny rondro Ny nofinofy ambonin’ny kibany vy Hihoatra ireo kakazo maro folapolaka Handresy ireo zavona mampatahotro Akory ny hiboahagna amin'igny jegny? Zovy sitaraka antsika amin'ny ankitiny? Akory tsikaby Mangina zaza Akory tsikaby Akory ny hiboahagna amin'igny jegny? Zovy sitaraka antsika amin'ny ankitiny? Akory tsikaby Aza tomagny Aza matahotra Akory tsikaby Mandrapikiakin'ny masoandro Samia miady heheheh Akory ny hiboahagna amin'igny jegny? Akory tsikaby Akory tsikaby Ny vahoaka jiaby vahanjaly Mivonivony ambany kibany vy Akory tsikaby Hitondrasa raha mankahery, hitondrasa hafanagna voundze zahay fa ratsy ty andro Ny foko feno tahotro Akory tsikaby Aza mitomagny Aza matahotra Akory atao Mangina zaza Ito izaho agnilanareo Ny foko feno tahotro Fa izaho eto niany Tsy aboako imason’areo Fa lasa ny andro ratsy Aza mitomagny Fa lasa ny andro ratsy Fa izaho eto niany

about

‘Hailing from Madagascar, musician and environmental activist Razia uses her latest album, Akory, to impart an urgent message: save Africa from ecological destruction.

The title of this, Razia’s second album, translates as ‘What Now?’ in her native Malagasy, and amplifies the concerns of her highly praised 2010 debut Zebu Nation.

It follows, too, from her important work to save Madagascar’s rainforests and protect its biodiversity.

Razia is schooled in the gentle sounds of Malagasy salegy music – accordions, acoustic guitars, lukanga lutes and valihas, the traditional bamboo zithers found across the country. With sections of added brass and mellifluous electric guitars, Akory vibrates with an upbeat mood. But for all the sweetness of the music and its easy harmonies, there is a terrible brutality to her message. Songs with titles such as ‘How Will We Survive?’,

‘My Child’ and ‘Chasing Our Tails’ are wrapped in a grimness that is at odds with Akory’s obvious tenderness.

But all is not lost: Razia’s music is as impressively energetic as is her activism. She is too smart to offer simple answers to corrupt rule,
the lure of the fast buck and the devastating consequences of deforestation.
But, in raising awareness in such an expressive way, and as someone who sees the potential for positive change at all social and political levels, she is to be applauded.

As she sings it: ‘Don’t wait for tomorrow/Let’s act today for our happiness.’


Review of Akory in New Internationalist January / February 2015

credits

released February 6, 2015

license

all rights reserved

tags

about

RAZIA New York, New York

contact / help

Contact RAZIA

Streaming and
Download help

Shipping and returns

Report this album or account

If you like AKORY BY RAZIA, you may also like: