AKORY BY RAZIA

by RAZIA SAID

/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.

      $13 USD  or more

     

  • Compact Disc (CD) + Digital Album

    Beautiful 6 panel packaging with original artwork

    Includes unlimited streaming of AKORY BY RAZIA via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    ships out within 2 days

      $13 USD or more 

     

1.
2.
03:36
3.
03:34
4.
03:50
5.
03:34
6.
03:35
7.
04:10
8.
03:34
9.
04:33
10.

about

‘Hailing from Madagascar, musician and environmental activist Razia uses her latest album, Akory, to impart an urgent message: save Africa from ecological destruction.

The title of this, Razia’s second album, translates as ‘What Now?’ in her native Malagasy, and amplifies the concerns of her highly praised 2010 debut Zebu Nation.

It follows, too, from her important work to save Madagascar’s rainforests and protect its biodiversity.

Razia is schooled in the gentle sounds of Malagasy salegy music – accordions, acoustic guitars, lukanga lutes and valihas, the traditional bamboo zithers found across the country. With sections of added brass and mellifluous electric guitars, Akory vibrates with an upbeat mood. But for all the sweetness of the music and its easy harmonies, there is a terrible brutality to her message. Songs with titles such as ‘How Will We Survive?’,

‘My Child’ and ‘Chasing Our Tails’ are wrapped in a grimness that is at odds with Akory’s obvious tenderness.

But all is not lost: Razia’s music is as impressively energetic as is her activism. She is too smart to offer simple answers to corrupt rule,
the lure of the fast buck and the devastating consequences of deforestation.
But, in raising awareness in such an expressive way, and as someone who sees the potential for positive change at all social and political levels, she is to be applauded.

As she sings it: ‘Don’t wait for tomorrow/Let’s act today for our happiness.’


Review of Akory in New Internationalist January / February 2015

credits

released February 6, 2015

tags

license

all rights reserved

about

RAZIA New York, New York

contact / help

Contact RAZIA

Streaming and
Download help

Shipping and returns

Track Name: Taranaka Afara
He hehehe
Tsinjovy ny taranaka afara x2
Amin’izay ny taninay, tsy misy nampijaly antegna
Natoky tena
Henany izao, henany izao, tsy tody
Fa gny vatako latsaky agnaty fotaky
Fa nagnino marina e? Inona, Inona nahavy an’izao
Inona, ahia ny ala he, ahia ny ala he e e
Tsinjovy ny taranaka afara x2
Tomagny aho, tomagny raiko avao
Toy gny vatako linanjanareo
Andeso amintagna feno vovon-tany e
Nagnino aho? Nagnino henany zao
Fa misy amin'ny tany toy
Oh zanadahy nareo ahia
Ahia tany niavia
Tany naniria
Hia gny hamonjy gny zavaboary
Hatoky hamonjy ny tany toy ye ye ye
Hehehehe x2
Tsinjovy ny taranaka afara x2
Agnabo igny e, agnabo igny eigne andeso izaho agnabo igny
Fa nagnino henay izao, inona raha teanao hatao
Ireo manankanagna avao, ro mbo mila tsy tanjaky
Hampahantra antsika iaby, tsy ankanavaky e
Izaho handeha halavitsy agny
Hiala eto antany
Tany toy miharity
Tany legny tsisy mba miasa loha
Mahay Mahay he he he he
Track Name: Zanako
Zanako o zanako
Zanako o zanako
Akory e gny hasambatra anao
Akory e hatafita ireo zanako jiaby

Ato foagna izaho/ravoravo mandigny anao
Fampanatenagna amin'ny faha roapolo taognanao
Ianao ny masoandro hitaratra ny andro iainako
Mipetraka agnaty gny fitiavana ao ampoko

Ka raha tamin’ny andro ny fahagola
(Gny )masontsika roa nifanojo mivolan-draha
Ianao no masoandro hitaratra ny andro iainako
Mipetraka agnaty gny fitiavana ao ampoko

Zanako o zanako
Zanako o zanako
Akory e gny hasambatra anao
Akory e zanako tiako

Eto foagna izao agnilanao
Vonogna hagnampy amin'ny raha jiaby ataonao ao
Akory e akory e zanako tiako

Zanako ho zanako
Zanako ho zanako
Akory e gny hasambatra anao
Akory e hatafita reo zanako jiaby
Notantanako amin'izay tany andehanako
Na aiza ho aiza
No misy anao izay
Akory akory zanako tiako
Izao tontolo izao magnambara avy agnatin'ny fony
Zanako o o o ngoma
Ngny olona maro mitady hanadigno ny zaigny
Fa ny zanaka no hasambatra tsy misy ny ambony
Zanako ho zanako
Zanako ho zanako
Akory e gny hasambatra anao
Akory e zanako tiako
Eto foagna izao agnilanao
Vonogna hagnampy amin'ny raha jiaby ataonao ao
Akory e akory e zanako tiako
Tsy ho adigno ny zanako
Tsy ho adino ny zanako e
Tsy ho adigno ny zanako
Tsy ho adino ny zanako e
Tsy ho adigno ny zanako
Tsy ho adino ny zanako e ye ye ye ye
Tsy ho adigno ny zanako
Tsy ho adino ny zanako e
Track Name: Baraingo
Tsika mitaray , Fa lany raha iaby teto
Nefa tsy olo hafa No nahavy anizay e
Haiko fa tsy mora ny fiainagna eto antany
Anjarantsika iaby ro mandinika izany

Andeha ho ary
Sa ho agnaty
Tsy haiko ny hombako
Hagny aloha
Sa hipoly hafara
Tsisy mirakeraha baba
Hamindra havia
Sa ho hankavana
Mivezivezy be gny saiko
Miloko fotsy
Bakeo koa mainty
Tsy maintsy farita soa mazava




Magnantena olo jiaby
Fa efa lasa gny ratsy e e e e , an an
Taona maro nifandimby
Tsy nisy mba niova hatramin'izao
Andeha ho ary
Sa ho agnaty
Tsy haiko ny hombako
Hagny aloha
Sa hipoly hafara
Tsisy mirakeraha baba an an an
Hamindra havia
Sa ho hankavana
Mivezivezy be gny saiko
Miloko fotsy
Bakeo koa mainty
Tsy maintsy farita soa mazava
Ela loatsy izay
Vao tonga say jiaby gny olo
Ndreo fa niavy iaby lahy
Ireo fijalea mahazo anay
Fijalean’olo maro
Tsy tantiko mandiniky azy e

Andeha ho ary
Sa ho agnaty
Tsy haiko ny hombako…aie aie ombako
Hagny aloha
Sa hipoly hafara
Tsisy mirakeraha baba…aie aie baba o o o
Hamindra havia
Sa ho hankavana
Mivezivezy be gny saiko….. mivezivezy be gny saiko
Miloko fotsy
Bakeo koa mainty
Tsy maintsy farita soa mazava
Akory, akory atao
Maro loatsy- ireo tia tena -tsy mba mahay mizara
Akory, akory mahita mazavy
Eto foana tsika miaritra ny mamy sy ny mangidy
Mahaiza mifidy
Track Name: Ela Izay
Ny antsika tsy ho mandrakizay e
Fa ts’isy izay mba nampiray
Nofy no mba hany hafaliana
Nefa mino izay ho fanampiana

Ela izay
Ilay fitia no efa nitahy
Toa rivotra nitsoka
Mamelona ny fanahy
Izay niainantsika
Toa lasa indray mipika
Tsy naharitra ela tao am-po

Guitar

Eo akaikinao
Lasa vetsovetso
Maheno feon’ny onjan-dranomasina
Toa sambatra aho
Feno hazavàna, ka tsy hatahotra
Na fantatro tsy haharitra ela ao am-po

Fitsiokan’ny rivotra ao an-doha ao
Io rano manonja moramora
Toa tsy misy ny lasa sy ny ho avy
Fa aleo ho eo izay ho eo

Ela izay
Ilay fitia no nampiray
Toa tsy misy ankoatra izany
Mamelombelona ny fanhahy
Izay niainantsika
Toa lasa indray mipika
Tsy maharitra ela tao am-po

Accordion

Toa taratra masoandro
Nomenao lanja ny fisiako
Hifanojo eo ho any an-trano
Izay hampifandray
Tsy hita izy e
Fa tsy eo amin’ny toerany
Aiza no misy anao
Ho hadino fa very tsy hita
Anefa manantena
Indray andro hifanena
Tsy haharitra ela ao am-po
Track Name: Amaray
aza miandry lava ny ampitso
aza miandry lava
senton'ny fahatoniana

vao nihiratra ny andro
naposaka ilay ho avy
ka afahako milaza
ny tanindrazako mijoro
aleo hakako saina aloha
ireo manodidina ahy
ahatsapako amin’ny alahelo
fa tsy miova

amaray
nambarany
amaray
tsy hinoako
amaray
fiainam-baovao
amaray
androany

ny foko manantena
sy ireo herin-tsaina
nofy sy hafanampo
fanantenana poakaty

ireo mitondra ny firenena
tsy mahay ny hirifiry
ireo lainga andavan'andro
tsy mampisento intsony

amaray
nambarany
amaray
tsy hinoako
amaray
fiainam-baovao
amaray

tiako fafana ireo rà nalatsaka, aok’izay
omeo toky ireo tsy manantsiny omeo azy

senton' ny fahatoniana
un souffle pour demain
senton' ny ampitso
un petit air de rien
senton'ny fahatoniana
un souffle pour demain
senton' ny ampitso
he e he e e he e e


samy manana ny anjarany
ampamiratra ny hoaviny
aza mijery maina akory
fa tonga ilay fotoana

amaray
nambarany
amaray
tsy hinoako
amaray
fiainam-baovao
amaray
androany

lazainy hoe rahampitso
lazainy hoe rahampitso
firenena hafaka, hoderaina amin’ny hira sy dihy
he ye ye he he

senton'ny fahatoniana
Track Name: Kajio
Tinetike mandrary sira koahy n’alaeny
Ny olombelo aniko ahy ro nijaly
Ka tsy haiko rala e ny afara ny tany touie
Dra ny vokatre iaby an’lahy fa tsy ampe

Kajio nareo aniko ahy
Tontolo ianana io sy ny ala
Kajio nareo aniko ahy
Tontolo ianana io sy ny ala

Fa nanambara aniko ahy ty fanjakana
Tsy azo atao lireo ny manapaka ala
Ny mandoro tanety anako aly tsy mete
Ny manao tavy an’akoahy mikaike mosare

Kajio nareo aniko ahy
Tontolo ianana io sy ny ala
Kajio nareo aniko ahy
Tontolo ianana io sy ny ala

Fa nanambara aniko ahy ty fanjakana
Tsy azo atao lahie ny manapaka legne nao lie
Ny mandoro tanety an’ako aly tsy mete
Ny manao tavy maharary mikaike mosare

Kajio nareo aniko ahy
Tontolo ianana io sy ny ala

Izahay nivola izahay safa- izahay ny tsara
Izahay nivola izahay safa-rondria

Mijaly mijaly
Ino avao ty aza atao raha mijaly
Voundze outany touie
Track Name: Nifankahita
Hitako iha nandalo igne
Le falifaly avao lahy gny foko
Namomboky eo le iha avao ro volagny e
Ka tamin’io voho haiko izay gny tena marina
Hovanao ko lahy gny fiaignako
Hainao soa gny teako hambara
Tsy fisa fa to izay ro teako
Antratranao eo
Ka tsisy hanahira ahy izao

Izao henany zao hitsionjaky azy
Faly loatsy fa nifankahita
Tsy misy hafa koa ambalika agny
Raha nomenao ahy aby regny
Magnome toky

Tsy maintsy misaotra Anjanahary
Fa gny fitiavana baka aminy agny
Ka avorio iaby gnolo maro
Andro fety ny andro androany
Hahatseriky toy androany
ooohhh
Ale baba nine le vale
Alefa, alefa

Miboaha amin’ny mazava
Olo maro mba mitsangagna
Engao agny ngy fijalea
Andao hihisa soa tsy ho tara
Fankahita ahia
ahia vale
Mifankahita antsika androany
Tsy mila olo mialy
Tsika olo nifankatea
Tsy hivola fa hilamy e

Tsy maintsy misaotra Anjanahary
Fa gny fitiavana baka aminy agny
Ka avorio iaby gnolo maro
Andro fety andro androany
Hahatseriky toy androany

He he vale
Track Name: Papillon
Entre les proses de Verlaine
Et les poêmes de Rimbault
Nos vies se sont croisées
Quand un matin de silence
Tu as décidé
De faire face
Comment pourrais-je autrement te dire que tu vas me manquer
Je garde ta place
Je ne sais pas si un jour
je te le pardonnerai
Je suivrai ta trace.

Et le magnolia bourgeonne
Et le printemps fredonne
Un air qui me donne
Une telle envie de vivre

Hey hey les souvenirs s’enlacent
C’est le bonheur qui passe
Des couleurs, des menaces
Que je n’ai pu saisir

On ne s’était rien promis
On s’était tout donné
Une confiance
Séparés par des océans
Nos rêvent ricochaient
A la même cadence

Et le magnolia bourgeonne
Et le printemps fredonne
Un air qui me donne
Des ailes pour m’envoler

papillons papillons papillons papillons


Et tous ces papillons
Et tous ces papillons
Et pour ces papillons
je t’ai suivi tous les mercredis


Et tous ces papillons
Et tous ces papillons
Et pour ces papillons
on traversait tous les paradis

Et tous ces papillons et tous ces papillons
et tous ces papillons

Chaque fois que je les vois, je pense à lui
Et à tous ces papillons à tous ces papillons

Et tous ces papillons et tous ces papillons
Et pour ces papillons et tous ces papillons

Il est sûrement passé, par ici
avec tous ces papillons avec ces papillons

Et je criais! Et je chantais!
Prêt à nous envoler, on a bien rigolé!
Track Name: Gny Lalagna
Ahia nareo havako aby
Ahia nareo havako aby
Volagno amin'azy ao

Mazava gny lalagna
Ny lalagna hombanao
Miova fisaigna
Manomboka ny amin'izao
Miova fijery Nama

You know the way.
You know my heart
This is the time
The time to start.
Let’s change our way.
And change our mind.
There is a way.
Amin'izao, ovay ny fisaignanao
Diniho gny ho avy e
Izay mety mba hahasoa
Matokia aza kivy, ataovy izay ao amponao

Agnatinao ao
Henoy gny fonao
Agnilanao ao

Your mind is closed
Your heart confused.
A face of sorrow.
A life abused
Think of tomorrow
Let’s live today.
Cause there is a way.

Once in our past.
We laid down tracks.
We knew the way.
But we strayed away.
Time to react.
Time to attract.
Lost like a stray
I found the way.

One day we’ll say that we saw the way.
we made the way.
Cause there is a way.

Volagno amy Nazy ao

You know the way.
Look deep inside you.
Just find your way.

Once in our past.
We laid down tracks.
We knew the way.
But we strayed away.
Time to react.
Time to attract.
Lost like a stray
I found the way.

One day we’ll say that we saw the way.
we made the way.
Cause there is a way.

Eh dady, io gny lalagna
Eh mama, io gny lalagna
Fiaignantsika jiaby, io gny lalagna
Agnaty fonao ao, io gny lalagna
Eh dady, io gny lalagna
Eh mama, io gny lalagna
Fiaignantsika jiaby, io gny lalagna
Agnaty fonao ao, io gny lalagna
Track Name: Tim Jones - AKORY TSIKABY
AKORY TSIKABY

Fa mbola hamiratra ny hazavan’ny andro
Hanatanteraka ny nofintsika
Hagnazava ambonin’ity kibany vy
Hihoatra ireo kakazo folaka
Handresy ireo zavogno mampatahotro
Akory atao andrignesan-draha

Havadio ny ranomaso ho lasa onjan’ny fandrosoana
Loharano maharavoravo
Mitraka ho aminy ho avy
Akory atao hagnaparitaka ny rondro
Ny nofinofy ambonin’ny kibany vy
Hihoatra ireo kakazo maro folapolaka
Handresy ireo zavona mampatahotro

Akory ny hiboahagna amin'igny jegny?
Zovy sitaraka antsika amin'ny ankitiny?

Akory tsikaby
Mangina zaza
Akory tsikaby
Akory ny hiboahagna amin'igny jegny?
Zovy sitaraka antsika amin'ny ankitiny?

Akory tsikaby
Aza tomagny
Aza matahotra
Akory tsikaby

Mandrapikiakin'ny masoandro
Samia miady heheheh
Akory ny hiboahagna amin'igny jegny?

Akory tsikaby
Akory tsikaby

Ny vahoaka jiaby vahanjaly
Mivonivony ambany kibany vy
Akory tsikaby
Hitondrasa raha mankahery, hitondrasa hafanagna
voundze zahay fa ratsy ty andro
Ny foko feno tahotro
Akory tsikaby
Aza mitomagny
Aza matahotra
Akory atao
Mangina zaza
Ito izaho agnilanareo
Ny foko feno tahotro
Fa izaho eto niany
Tsy aboako imason’areo
Fa lasa ny andro ratsy
Aza mitomagny
Fa lasa ny andro ratsy
Fa izaho eto niany